Survol

Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa, ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin'ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mazoto." Kolosiana 2 : 6 - 7 "

 

 

Fanokanana Pasitera Dijon 3 Mai 2025.

 

Fanokanana Pasitera :

Pasitera Rasoanirina Raharinoro Nina

Pasitera Raveloarimanga Hanta

Pasitera Andrianasolo Saholy Mihamina